top of page

MAHAKASIKA ANAY

LEHILAHY MOSLIMO (mpanoratra)

​

Pejy manokana natao ho an'ny mpino tsy ankanavaka, hanazarana azy ireo hifikitra kokoa anatiny foto-pinoana ary hiaina anaty  safidy tsara - fahaiza manao - toro-hevitra - fitafy mendrika - fiarahamonina - fiainana ao an-tokatrano - andraikitra - asa - fahasalamana - fanatandrahantena.​

 

E-Mail: lehilahymoslimo@gmail.com

FIFANDRAISANA AMINAY
Hajao ireto fitsipika manaraka ireto:

Alefaso azafady ny adiresy imailakao, maka fotoana hamaliana fanontaniana izahay, ary matetika dia tsy tonga aminao ny valiny rehefa manao fahadisoana ianao amin'ny fidirana amin'ny adiresy mailakao.

​

Mangataha fanontaniana iray isan-kerinandro. Raha tsy mahazo valiny ianao ao anatin'ny 7 andro, azafady mba avereno ny fanontanianao.

​

Aza manao fiteny ratsy na SMS.

Misaotra anao rahalahy ! Lasa soaman-tsara ny hafatrao.

Join my mailing list

© 2018 / 1439  Fampahalalana momba ny fivavahana Islamo. Miaraka amin'ny Wix.com

  • Lehilahy Moslimo
  • LinkedIn - Lehilahy Moslimo
bottom of page